Ry Tompo be fitia ! Izaho zanakao Tantano tsy hania Hiaraka aminao ; Fa mamiko tokoa Ny eo ankaikinao ; Tsy orin-java-tsoa, Izay sakaizanao. Harena be an-tany Mamilivily fo, Fa tiana mora lany Ka tsy mampionom-po ; Izany aniriako Hifikitra aminao ; Atolotro ny foko Ho eo an-tananao. Fa raha Izaho irery Voasakan-tsitrapo, Mandeha manirery, Ka maro no manjo ; Izany no ilàko Hiaraka aminao, Vimbino aho, Raiko ! Ho eo an-tananao. Tsy hitako mihitsy Izay mahafa-po, Tsy misy etý akory Izay tsy mety lo ; Fa ao am-paradisa No feno zava-tsoa, Tsy mahadisadisa, Fa sambatra tokoa.เพื่อน yạ sydy̱ ạlḥbyb Hayranım Ey Yakub'un Tanrısı Таков как есмь без дел без слов Prožívám radost Исо айтгандан кейин Ја Рəбб, төвбə едирəм, дејə Сəнə сөјлəдим ḍạʿ jl ạlʿmr Мой Иса, Спаситель
Song not available - connect to internet to try again?