Aina no fetra, ry Jesosy Tompo Izany no tenin'ity zanakao Vonon-kanaraka Anao sy hanompo Amin'ny mora sy sarotra hatao : Mandrakizay no tokim- panompoana Mamin'ny olona izay afakao, Mandrakizay hekenay ho faneva Ny holatrao nanavotana anay. Na ny mangidy heverina ho mamy Raha miray Aminao izahay, Iza no tsy hahafoy ny ainy Mba ho Anao izay nisolo anay ! Mandrakizay, ..sns. Hianao, ry Jeso ! no Ilay Kapiteny Izay hampandresy tokoa anay ; Fa raha Hianao, Tompo, no mba miteny, Lasa izay mahakivy anay ; Mandrakizay, ..sns. Vonon-kandeha na aiza na aiza, Ireto mpanompo matoky Anao ; Na dia ny fahafatesana aza, Tsy hahaleo anay mpianatrao ; Mandrakizay, ..sns.วันนี้เป็นวันที่พระเจ้าจัดไว้ Ciertamente El Bien De Dios Atyń Madaqtalsyn ىشەنەم مەن قۇدايعا Vzduch, ktorý dýchať smiem Isa, rızamyn محتاجلك يا يسوع ạ̉rạk ạ̹lhy ạ̹rạk bshr wṣlạẗ Тешеккюрлер олсун
Song not available - connect to internet to try again?