Aingao ny masontsika Hitsinjo tany soa ; Fa ao ny Tompontsika Manomana tokoa Tanàna, trano tsara, Fianan-tsambatra e ! Izany no anjara Ho an'ny mino re ! Ny andro fifaliana Ho avy ka antenao ; Ny andro nihafiana Ho foana sy handao ; Ny taona fihobiana Homen'ny Tomponao ; Ho feno fifaliana Izao rehetra izao. Ny andro maharavo Tsy ho ela intsony izao ; Hiarina ny lavo Handray ny tena vao, Irio ny Tompo Avo Ho avy hanavao ; Ho faly izay mahazo Izao fiainan-tsoa izao.Vyvyšujeme Ťa, všemohúci Kráľu Воздайте хвалу Владыке владык yạ sydy̱ ạlgẖạly 服侍神是我们的福份 Hosana, hosana สาธุการพระนามพระเยซู Ҳар куни бизга Čo mi môže Satan spraviť Кымбатсың Сен Ny lalana izay nataon'Andriamanitra
Song not available - connect to internet to try again?