Jesosy Tompo miantso anao Manontany izao : « Aiza moa ianao? » Ny ondrikeliko noana indreo Miandry anao re ireo « Aiza moa ianao ? » 'Ty aho, Jeso, (ekeo mba) ho irakao Raiso hanao ny sitrakao tokoa Jesosy ô ! (omeko) mba ho Anao Ny foko, tenako sy fanahiko E! làlan-tsarotra ilàna anao Ady mafy no ao : « Aiza moa ianao ? » Reseonao'zao tontolo izao Mba ho Ahy re izao « Aiza moa ianao ? » 'Ty aho, Jeso, sns... Ny hery, aina sy fanananao No ilaiko izao : « Aiza moa ianao » Ny tenanao sy ny fanahinao No takiako izao « Aiza moa ianao » ? 'Ty aho, Jeso, sns... Ny sandriko no hiaro anao Hisakambina anao « Aiza moa ianao ? » Raha ny Fanahy no hitantana anao Vonona ve ianao ? « Aiza moa ianao ? » 'Ty aho, Jeso, sns...Я вижу вдали средь бури и мглы Love Won't Let Me Down ARISE, MY SOULARISE! wǒ de jiǎo tà dìng le nǐ de lù gǎn xiè tiān fù gěi wǒ men shí jiān ХВАЛЯ ТЕ ГОСПОДИ Раб Бугюн Бу дүнја боғулур ҝүнаһ ичиндə Give me Jesus รากฐานของคริสตจักรแท้คือ
Song not available - connect to internet to try again?