Akory ny hamaroan'ny asanao, ry Jehovah ô! Fahendrena no nanaovanao azy rehetra. Henika ny asanao izao tontolo izao. Ao ny ranomasina feno zava-manana aina, na kely na lehibe. Indro ny lanitra, feno famirapiratana mahagaga; ary ny tany rehetra samy feno zavatra avokoa, ka mampiseho ny voninahitrao, Andriamanitra ô!Świętemu Bogu oddaj cześć Él Jézus, a mi Urunk Есть то чего никто отнять не может نەلىكتەن О'на Гювенирим Bare du tror ạlnạs bylwmwnạ باركي يا نفسي الرب وكل ما في باطني A Dios, Naciones, Dad Loor Adamzatty Qudaı sonsha súıedi
Song not available - connect to internet to try again?