Alahady andro tsara, Andro fitsaharanay, Nitsangananao ry Tompo, Andronao, Mpanavotray ! Eny maminay ny andro Andro fiangonanay Hiderana Anao, Mpamonjy, Sy ny voninahitrao. Tovy aminay ny teny Izay nataonao fahizay, Tamin'ny Apositoly Fony vory toy izao : Raha misy roa na telo Amin'ny ny Anarako Vory mba hiantso Ahy, Ao no hiangonako. Mba soraty ao am-ponay, Tompo ô ! ny didinao. Hiasanay saina tsara Eto anatrehanao . Mba avia, ry Jeso Tompo ! Tomoera aminay. Hitandremanay ny andro Izay atokana ho Anao.Ozod boʻldim Yüce O'nun Adı, Yüce O'nun Adı Ho bisogno di te Храни Господь тебя Lidé všech národů Здесь пред Тобою Благодарю Тебя Shekinah Každý z nás أحببت أن سيدي
Song not available - connect to internet to try again?