Alina masina Tonga ny Mpanavotra ; Indro teraka ao Betlehema Ny Mpanjakan'ny Jerosalema, // Izay Mpamonjy anao // Alina masina Ny anjely midina Ka miara-mihoby hoe : Indro ny fiadanam-be, // Jeso teraka izao // Alina masina Nisehoan'ny Zanaka ; Ny mazava niposaka, Ka ny tahotra afaka ; // Mifalia izao //عارفني Зло Injany, misy feo! Taji Mvikeni 사랑하는 나의 아버지 Менин Теңирим тирүү Sólo en Jesús Cuánto pobre extraviado Посмотри на стаю журавлей Žalm 139
Song not available - connect to internet to try again?