Alina ny andro Ka efa mba hatory Ny masonay ; Hianao Jehovah ô ! Izay tsy mety sasatra, No aronay. (in-2) Lasa ny mazava, Ka ny masoandro Tsy hitanay ; Tsy matahotra izahay, Hianao an-danitra Mahita anay. (in-2) Fa ny kintana eny Efa manazava Ny dianay ; Koa tsy nafoinao, Fa nasehonao ireo Ho tokinay. (in-2) Alina sy andro Samy mba manaiky Ny tendrinao ; Tonga re ny maizina, Nefa tsy ilaozanao Ny olonao. (in-2) Eto ny mazava Dia manam-petra ; Fa ao aminao Tsy mba misy alina, Fa mamirapiratra Ny tavanao. (in-2)Değişmez Tanrı Алкъшлайън, Раб'бин Халкъ! АЗ СЪМ БОЖИЕ ДЕТЕ Pán Ježiš, Priateľ môj Táńirge án sal أنت تهتم بي حلقه حلاوة حلاوة Mahkota Duri yang Kejam jạy wạ̉nạ msẖtạq مستحق كل المجد يا يسوع
Song not available - connect to internet to try again?