Am-pelatanana ry Raiko Ny mombamomba ahy rehetra Iriko ianao no ho mpibaiko Ianao anatiko ao mitoetra Ho andrirahoko tokoa Hitarika ahy hatrany hatrany Andriafo tsy mandao Ianao Jesoa Ianao no hazavana tsy ho lany Am-pelatananao ihany Mandrakizay doria doria Na ny fiainako eto an-tany Na hatrary ankoatra ary. Ny saiko am-pelatananao Ny foko efa tsy ahy intsony Fa voaova ho vaovao Dia lasanao ry Ray ambony Ny hasambarako ombieny Mifaly manana Anao Ilay fiainako mpanjeninjeny No voafehinao anatiko ao Am-pelatananao ihany Mandrakizay doria doria Na ny fiainako eto an-tany Na hatrary ankoatra ary.Сени севдим VŠETKO, ČO CHCEM SI TY Бид бүхний Мөнхийн Эцэг - Бурхан Эцэгт би итгэдэг mạbytkẖạfsẖ ʿlyh nḥw ḥḍnk ạlrḥym Father Make Us One مر بي ولقاني Оптимистическая Xudosiz yashab men Улугбек 2005 минус 5
Song not available - connect to internet to try again?