Andriamanitra Fitiavana Ianao. Ka mihevitra ny momba anay ety. Raha mifoha maraina izahay dia Tsy afaka am-bavanay ny hoe : "Ampy ho anay ny fahasoavanao". Raha maraina mibaliaka Ny andronay ety, Ianao no masoandro Niaviany, Raha ny alin'ny ririnina No handalo ety, Ianao no kintana hitantana ny dia, Fa ny vavaka hatao 'Zay mipololotra am-ponay ao hoe : "Izahay anie hatoky Anao." Andriamanitra Fitiavana Ianao Ka mitantana ny dianay ety Raha handimby ny andro ny alina Mbola tokana ny deranay hoe : "Ampy ho anay ny fahasoavanao".bʿd mạ knt ʿbd يا رافعًا РЪКОПЛЯСКАЙТЕ ВСИЧКИ Я Твой Mi rallegrerò Kde se dva neb tři bḥbk yạ syd ạlạ̉rḍ أورشليم في السماء Bez Ježiša, hoc by som mal všetko Nessuno mai
Song not available - connect to internet to try again?