Andeha, ry hava-malala ! Andeha hiaraka izao, Hitady fonenana tsara Honenana mandrakizay Ao amin'ny tanin'ny Tompo Ny fahasambarana be, Ny ota tsy miditra akory, Tsy misy ny loza manjo, Dia aoka hiaraka isika, Ry hava-malala izao ! Hitady fonenana tsara Honenana mandrakizay. Ny trano dia maro tokoa, Mifaly ny mponina ao, Tanteraka soa ny aleha, Fitia omena ny ao ; Miara-midera ny Tompo, Mpanavotra be indrafo ; Miara-mandova ny soa, Mitafy ny lamba madio. Dia aoka hiaraka ..sns. 3-Na ety ny lalana aza, Na maro ny zava-manjo, Dia aza matahotra akory, Mandroso ny mety hatao ; Anjely tsy tambo isaina Hirahin-kanampy anao ; Mpanompo ny Avo indrindra Hitoby hiaro anao. Dia aoka hiaraka ..sns.Otamiz Xudo خذ ملكك على عرش قلبنا ạ̹ly qlby ạ̉nt myrạtẖy ạ̉ḥbk rby yswʿ بۇل ٴومىردىڭ جۇمباق سىرى ln ạ̉trạjʿ myn ạlly wạ̉nạ هللويا أنا غالي Я хочу мой Господь свою жизнь так прожить
Song not available - connect to internet to try again?