Andriamanitra ô ! Ry Tompo Zanahary Be fitiavana, mamonjy sy mamelona Vatolampy, toky tsy mifindra Fa maharitra mandrakizay Raha ny eto an-tany Dia mandalo ihany Miovaova Tsy azo ianteherana Be no efa voa Ka mamoy fo Fa izany No fomban'ny tany Toa fiainana raha jerena Kanjo indrisy fa mahonena Hasambarana miserana ihany 0! ry velona tsarovy ny andronao Fa mandalo tsy mba manam-pijanonana Ka tandremo sao variana ianao 'Zao tontolo izao ho levona avokoa Raha ny eto an-tany, sns... Mbola ho entin'Andriamanitra hotsaraina 'Zaho sy ianao, ka tsy ho afa-maina Fa Jesoa Mpanjaka no hitsara Ka hanavaka ny tsara sy ny ratsy Raha ny eto an-tany, sns...Этот мир Есүс миний анхны хайр болсон Because of Your Love tʿlyq 1 أنا جاي ومسنود على وعـدك Когда жизнь печалью ได้ยินเสียงของพระเจ้า Ta en liten stund mn ly swạk Много се радвам
Song not available - connect to internet to try again?