A a a Andriamanitra ô! Faly aho fa noforoninao Ny tany ,'zao rehetra izao Ary indrindra ny olombelona Fitiavana, Fahasoavana Avy Aminao izany O ô ô Jeso Tompo ô! Ianao no mampihavana Ny olona sy Andriamanitra Ianao Ilay Voahosotra Fitiavana, Famonjena Avy Aminao izany.Aż sponad mórz Lord I lift your Name Au sortir de ton sanctuaire Chaque matin je répète ʿlsẖạn bḥbk Czy znasz to Imię km ạ̉nt ʿẓym Прибежище и Сила Маски сердца yạ mn bḥḍwrh
Song not available - connect to internet to try again?