Andriamanitra ô, Ray Mpamindra fo ! Avy mankalaza Anao tokoa izahay ; N'inon'inona midona, zavatra manjo Eo ambany elatrao, matoky izahay. Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô ! Avelao ny heloko, Jeso Mpamonjy ô ! Hazavao ny lalako, Fanahy Masina ô ! Fa izay no fahasambaran' ny fanahiko. Jeso Kristy Tompo sy Zokinay, Miaraka Aminao afa-tahotra tokoa, Hetraketrakin'ny tany tsy hanimba anay, Izay mialoka Aminao ho ampoky ny soa, Mamindrà fo ..sns. Ry Fanahy Masina Mpanavao, Hazavao re, ny ao am-poko miafina ao Ka ny lalana ombàko mba tarihonao, Ny ota mahazatra mba levony koa ho lao, Mamindrà fo ..sns.Sendas Dios hara qạsyt rby ạlʿdẖạb Matka mlk ạlmlwk wjlạlk Solo Lui può darti سەن مەنىن جاشووم Ос һин Imię Jego: Cudny Daca pleci la luptă frate علمني أنتظرك - موسيقى
Song not available - connect to internet to try again?