Andriamanitra Ray loharanon'ny aina, Masina, masina re, Hianao ka deraina Fa manome fahasoavana be, Soa tsy tratrin'ny saina. O, ry Jesosy Mpamonjy, Mpanjaka mahery, Tonga tatý mba hampody ny zanaka very, Raiso izao ny fiderana Anao, Saotra aman-daza sy hery. Ry Mpampionona ô, Mpanazava ny sainay, Mba ampinoy izahay, ka havaozy ny ainay, Mba hazavao ny manantena Anao ; Raiso ny hira hirainay !Ye must be born again/ A ruler once came to Jesus by night మంగళమే యేసునకు Раббим, огрет Сени севмеге جەتكىلەڭ قۇبانىچ سەندە Асмандагы Жаратканга түбөлүк алкыш-даңк! mstḥq kl ạlmjd rby byḥb ạlạ̉ṭfạl Mansión gloriosa tengo yo en el cielo Voi ce staţi în aşteptare O mon Sauveur, ô source intarissable
Song not available - connect to internet to try again?