Andriamanitra ô ! Ry Tompo Zanahary Be fitiavana, mamonjy sy mamelona Vatolampy, toky tsy mifindra Fa maharitra mandrakizay Raha ny eto an-tany Dia mandalo ihany Miovaova Tsy azo ianteherana Be no efa voa Ka mamoy fo Fa izany No fomban'ny tany Toa fiainana raha jerena Kanjo indrisy fa mahonena Hasambarana miserana ihany 0! ry velona tsarovy ny andronao Fa mandalo tsy mba manam-pijanonana Ka tandremo sao variana ianao 'Zao tontolo izao ho levona avokoa Raha ny eto an-tany, sns... Mbola ho entin'Andriamanitra hotsaraina 'Zaho sy ianao, ka tsy ho afa-maina Fa Jesoa Mpanjaka no hitsara Ka hanavaka ny tsara sy ny ratsy Raha ny eto an-tany, sns...บนบัลลังก์ О, Енэжвывса миян Бать Лишь Ты Győzelemről énekeljen rby̱ byrʿạny̱ హల్లెలూయ అని పాడిస్తుతింపను أتاني يسوع وفداني Бог любит тебя كللت السنة بجودك Alla tua presenza
Song not available - connect to internet to try again?