Andriananahary, Aba, Ray, Izay ianteheranay, Mba raiso re ny vavakay ; Esory sy vonoy ny helokay, Vonjeo re, izahay ! Ry Jeso Zanak'Andriamanitra, Mpitarika ho an-danitra Mpanolo-tsaina marina, Mpamonjy tia ka nolavina, Vonjeo re, izahay ! Ry Mpampionona mandrakizay, Ampiomano izahay Handray ny famindramponao, Ndrao very amin'otanay izahay, Vonjeo re, izahay !Len Ty Можу лиш уявити Shadow of Your Wings Großer Gott wir loben dich يا عجيبا مشيرا Tę pewność mam że żadna siła Adorons le Seigneur Seigneur, tu es ma référence Vďaka Ježiš za dnešný deň ạ̉bạnạ nrfʿ ạ̹smk ạlkrym
Song not available - connect to internet to try again?