Andriananahary masina indrindra! Ny anjelinao izay mitoetra Aminao Mifamaly hoe : Masina indrindra Andriananahary, Telo Izay Iray. Andriananahary masina indrindra! Na tsy hita aza izao ny voninahitrao! Masina indrindra Hianao irery. Andriananahary, Telo Izay Iray. Zava-manana aina samy mankalaza Sady manambara Anao Izay Tompony izao; Hianao irery no mitahy azy, Andriananahary, Telo Izay Iray. Andriananahary feno hatsarana! He ny fitahianao izay mpanomponao. Tsara dia tsara ny omenao azy Andriananahary, Telo Izay Iray. Andriananahary masina indrindra! Izahay mpanomponao ta-hankalaza Anao; Feno fahendrena, feno fiantrana, Andriananahary, Telo Izay Iray.knt ạ̉tmny̱ Sözündə Rəbbim deyir,Mən sənin dayağınam yswʿ fạdy Faqat Masih دي مش حاجه صعبه Mama roaga-te pentru mine Кору Бени Ей Танръм WE'RE MARCHING TO ZION Ježíši můj Revêts-moi
Song not available - connect to internet to try again?