Andriananahary Nikarakara anay, Ka nampitsiry vary Ho fivelomanay ! Ny haninay tahio Ho tonga tanjakay, Ny hevitray tariho Mba hiadananay. Ry Rainay ao ambony Misaotra Anao izahay, Fa zava-tsoa itony Izay nohaninay. Ny zavatra rehetra Dia manantena Anao, Fa tsy mba misy fetra Ny fitiavanao.Czemuś smutna duszo ma fy bʿạdy Весяліся і пляскай ў далоні Как снеговой покров зимой أحمد الرب لأنه صالح هوذا قد صار ليل مظلم Tak nádherne احفظني في رضاك Любовь Иисуса – радость Թագավորների Թագավոր
Song not available - connect to internet to try again?