Ankalazao Ny fitiavan'Andriamanitra anao Fa lehibe tokoa, Derao,derao Fa tonga ho antsika Ilay Mpanavotra Jesosy Tompo soa : Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra Izao tontolo izao, fa nomeny Ny Zanany Lahitokana Mba tsy ho very izay rehetra Izay rehetra mino Azy Fa hanana fiainana Fiainana mandrakizay Lazao, lazao Ny fitiavan'Andriamanitra anao Fa lehibe tokoa Ka ambarao Fa Izy no nanaisotra Ny fahotan'izao tontolo izaoThis is the year of Jubilee سعادة Жизнь для Бога все другое zàn měi de gē shēng cóng zhè lǐ chàng xiǎng Вiра kl ywm byʿdy Словно птица عند انحنائي Tvoj ľud pred Tebou بأمر وبسلطان
Song not available - connect to internet to try again?