Ankehitriny Jereo ry Ray ! Ny mpivahiny Miampy indray ; Ka manomeza hery Ny fiangonanao, Mba tsy hiasa irery Ny olonao. Avia hitahy Ny olonao ; Ka ny Fanahy Omeonao ; Ho hery izay handrava Ny toetra ratsinay, Ho jiro hanazava Ny lalana. Ry Tompo tia ! Tarihonao Hifankatia Ny olonao, Mba tsy ho rava intsony Ny fikambananay, Hamantana ao ambony Ny dianay.З ранку і да вечара Bawa Persembahanmu مش لاقى كلام أنا وعدي Pujian Malam Kunyanyikan Shattanamyn Uly Qudaı júregimde Soy un muchacho lleno de gozo Jesus Generation Ach, láska preveľká Cand trâmbiţa Domnului va anunţa judecata
Song not available - connect to internet to try again?