Any ambony fonenana tsara Dia tsy mba misy itseran'ny fo ; Eny iriko ho tsara miafara Hiara-manjaka aminao ry Jeso ! Isaoranay ny Tomponay, Raha 'mby any dia faly tokoa ; Isaoranay ny Anaranao soa ! Rehefa tonga ilay andro malaza Izay hanatrehana Anao, ry Jeso ! Izay no heveriko ho tena laza : Dia ny hidera Anao, Tompo ô ! Isaoranay ny Tomponay, Raha 'mby any tsy mba ory koa ; Isaoranay ny Anaranao soa ! Ao izany havana tena malala 'Zay mahafaly fa hita indray, Nefa izay hampifaly tokoa Dia ny mihaona aminao ry Jeso ! Isaoranay ny Tomponay, Raha 'mby any tsy misy manjo ; Isaoranay ny Anaranao soa !Любит мой Иисус меня Через Христа исцелён и спасён я Sen Güçlü Tanrısın WAIT, AND MURMUR NOT! Confido in Te На вратата Царя хлопа Izaho dia zaza, malemy osa fo Сен Сьойлерсен Олур ṣḥy fy ạlạ̉sẖwạq The Church's one foundation/ Aurelia
Song not available - connect to internet to try again?