Any naraina // Ilay Avotr'aina // Natsangan-dRay ; Resy ny ota // Ka ny mpanota // Mihoby indray. Any naraina, ...sns. Hira hiraina // ny Tompon'aina // Isaoranay ; Ory ny fony // mba hamitony // Ny sentonay. Hira hiraina, ...sns. Faly ny very // tsy manan-kery // Ny helokay ; Jesosy Tompo // dia mampanompo // Ny rafinay. Faly ny very, ...sns. Hisy maraina // ny Tompon'aina // Ho avy indray ; Izy hizara // ny lova tsara // Homena anay. Hisy maraina, ...sns.Воспой عظة 2 - بيبو مشرقي Ó, vyvýšený Pán Kenyered és borod Наши годы пролетают მადლობა ჯვარცმისთვის Mba taominao ny fo izao Благословение Ах куда сокроюсь я Kim men?
Song not available - connect to internet to try again?