Ao an-danitra Dia ho sambatra Izay tia ny Tompo atý ! Malahelo izao, Ravoravo re, ao Amin-dRaintsika an-danitra arý. Fahoriana Ao an-dalana, Fa iharan'ny zava-manjo ; Ao an-danitra re, Fiadanana be ; Mba hevero, ry havana ô ! Aza kivy ô, Ry fanahiko, Na dia maizina aza atý ; Vetivety izao Dia hody hianao Ao am-pahazavana arý. Ry Mpanavotray, Indreto izahay Mpivahiny an-dalana izao ; Tsy tamana atý, Te-hifindra arý Ao an-danitra ao Aminao.Rebb Isam menim Чудесный Спаситель Христос мой Господь من أفواه المولودين Тихо в доме у Саула Strhni Ma On je náš Spasiteľ Tu es Seigneur За приятный солнца свет Jeg sier Jesus Вся слава Тебе
Song not available - connect to internet to try again?