Ao ny andro lehibe Misy fifaliam-be, Dia ny andro hahatongavana Amin'ny fonenana Feno fiadanana. Tsy mba misy ota na heloka, Eny, tena andro malaza tokoa izay. Jeso Ilay nandresy ny fasana, Izy no hitantana Ao am-pahafatesana, Ka ho mora ny handehanana. Ao ny andro lehibe Misy fifaliam-be, Izay hihaonana any an-danitra, Afa-pahoriana, Afa-pijaliana, Sambatra tokoa sy tretrika. Enga ka ho ao avokoa isika izao Ka tsy hisy very na dia iray ! Tava miramirana, Endrika mamiratra No hananantsika mandrakizay. Ao ny andro lehibe Misy fifaliam-be, Hahitana an'Andriamanitra Sy Jesosy Zanany Mbamin'ny Fanahiny. Hoby no hameno ny lanitra. Serafima sy arkanjely no namana Mankalaza ilay feno indrafo. Ny fitomaniana Sy ny fisentoana Tapitra, fa afaka ny manjo.Oh fiel promesa, Tú jamás me olvidas Sen uchun yuragimni ochaman Гел Иса Рухунла Севгинле Muž bolesti Milý Pane, daj, nech počúvame slovo, ktoré bude nám zvestované, aby sme aj žili podľa neho a mohli vojsť do života večného ạ̉nsẖd nsẖyd ạlḥryẗ Дайте мне Библию Святое Слово కనుచూపుమేరలోన ఏ Ёлғиз менинг истагим mn mtẖl ạlrb
Song not available - connect to internet to try again?