Ario ny tahotrao, Ry olona osa fo ! Izay lazain'ny Tomponao Tsy hisy tsy ho tò ; Ny fisentoanao Dia reny avokoa ; Ny feon'ny fitarainanao Valiany tokoa. Mpanjaka lehibe No itokianao ; Ny tanany mahery re No hamonjena anao ; Tsy misy mahalà Izay tiany hatao : Handositra amin-tahotra Ny fahavalonao. Ny fitondràny soa No iankinonao ; Koa aoka hofidiny koa Izay halehanao ; Na dia tsy takatrao Ny sainy lalina Izay tendreny ho anao Ekeo ho marina. Ry Tompo tsara ô ! Mba mijere anay, Na reraka aza re ny fo Tohanonao izahay : Ovay ny hevitray, Ny fonay hazavao, Izay atoronao anay Hizoranay izao.Buď, mocný Bože, s námi Знаешь ли ты сколько ясных Dirildi Rəbb məzardan, haleluya! Jesus Wants All Of His Children Достоин славы всей أنا جاى ومسنود على وعدك Žijeme krátko na svete Родился Иисус и приблизился Бог Strigă azi inima mea Бог есть любовь о какое счастье
Song not available - connect to internet to try again?