(Maintimolaly) Arovy ny fanahinay, Andriamanitra ! Tariho ny fanahinay, (in-2) Hanaraka Anao. (in-3) Hianao no hiankinanay, Fa tsara Hianao ; Ka mamelà ny helokay (in-2) Fa diso izahay. (in-3) Izahay hiantso Anao, Andriamanitra ! Ka henoy ny fivavaka (in-2) Ataonay aminao. (in-3) Mitsinjova ny mpanota Mahantra indrindra, Fa Jeso, Ilay Mpanavotra (in-2) No maty nisolo (in-3)يسوع المسيح ابن الله الوحيد ạ̹lhnạ ạlạ̉myn Чудное имя This Is My Desire Mňa Ježiš miluje Иззəт Танрыја Қарақалпақта Holy, holy, holy Մեծ Եվ Հրաշալի են دىلىمىز بەخىت قۇچتى
Song not available - connect to internet to try again?