Arý an-koatra arý Ilay Paradisa soa Toa takona atý, Kanefa ao tokoa, Mamirapiratra ao, Ny endriky ny Ray ; Jesosy Tompo ao Miandry mba handray. Tsy misy ny hanjo Izay tafiditra ao ; Ny ranomaso koa Tsy afaka hankao Ny hazavana soa Manelatrelatra ao ; Ny zava-mahasoa Tsy misy izay tsy ao. Anjely marobe Mihira any koa ; Ireo olo-masina e Mifaly avokoa. Andeha re izao, Sakaiza marobe, Ario ny tahotrao, Ka dia mizora re ! Raha misy loza etý, Jereo ny Tomponao ; Fa izy raha tetý Nitondra toy izao. Ireo fahoriana atý Odio tsy hita re, Handraisantsika arý Ny fiadanam-be.Vem, esta é a hora Nobody ever loved me like Jesus loves me Per te Is anything too hard for God lạ msẖ hạ ạ̉bky Няма никой като Теб Fa-ne doar un glas Збережи мене yạ nwr ḥyạty Que se hiciese Dios hombre
Song not available - connect to internet to try again?