Asandrato ny hoby Ry zanak'olombelona ô ! Ka derao Andriamanitra Ilay fitiavana O! hirao ny asa lehibe 'Zay nataony ho anao Dia ny vonjy natolony Hanafahana anao Ianao, ry Jesosy ô ! No efa nidina tety Sy nanaiky hatolotra Mba hitondra ny otanay Tena ankasitrahanay Ry Mpamonjy tia ô Ka ny saotra atolotray Raiso ho Anao Jesô. Velona ato am-poko re Ilay Teny masinao Teny soa sady feno Fanomezan-toky hoe : "Raha mino ianareo Dia avela avokoa Ny heloka mitambesatra Sy mandoto ny aty fo."Mary Mary Allaha izzət verin gözəl nəğmələr ilə Sin Deus nada somos عيش أيامك yạ sydy lmạ ạ̉ry̱ njwmk sẖwf bʿynk Мукаддес ве Беллененсиң Una mirada de fe Jasaj, jasaj, Kristus vo vás О мило градче Витлее
Song not available - connect to internet to try again?