Atolotro Anao ny tenako, ry Raiko ! Fa Hianao no tena loharanon-tsoa Izao tontolo izao manintona ny saiko Hiataka Aminao ho babony tokoa. Atolotro Anao ny tenako, ry Raiko ! Ho eo an-tananao hosakambininao, Hohatanjahanao ny tena sy ny saiko Hisikina tokoa hiady ho Anao. Atolotro Anao ny tenako, ry Raiko ! Fa izany indrindra re no hetahetako ; Ny ran'ny Zanakao mitory ao an-tsaiko Mba hanolorako Anao ny tenako.He, faly ny fanahiko أنا مطمن انا متأكد Құтқарушым, жетеле мені ما بانحنيش К Тебе Muqaddas, Muqaddas, Muqaddasdir غنوا ورنموا msẖyny ḥdk wạḥmyny Много лет говорят о чуде из чудес Ба ман нигоҳ кун
Song not available - connect to internet to try again?