Atreho ny mpanomponao Izay mivory eto izao Ka efa nametrahanao Adidy masina hatao. Hianao, izay Tompon'ezaka Nifidy anay tsy mendrika Ka efa nampirisika Handroso tsy hiherika. 'Ndrisy mpanompo tsy manoa Izahay izay nofidinao. Mpiasa tsy mba mahasoa, Tompo ô ! mifona Aminao. Na dia kely aza izao No azonay atolotra, Aoka re mba ho sitrakao Haroso ho fanatitra. Dia saotra no omena Anao Ka raiso re, ry Tomponay Ny fonay koa onenonao Sy anjakao mandrakizay.Кəламындыр бизə јол ҝөстəрəн Velem vagy mindig Eres Rey de los cielos Lord heal the wounds Утешь меня Боже любовью согрей Cum doreşte un cerb izvor de apă Прославляй Иисуса, прославляй yạ ạ̉brʿ jmạl Свят си Имонингдан қайтмагин
Song not available - connect to internet to try again?