(Maintimolaly) Avelao isika Izay te ho tia Ny Mpanavotra antsika Hanaraka Azy. Aoka ho fantatsika Ny fitiavany Sy ny anton'ny asany Hiderantsika azy. Be ny fiantrany, Nijery ny ory, Tratran-dRainy nialany Ho teraka olona. Be ny fiantrany, Nijaly ka maty Hamonjeny ny mpanota, Ka Izy hisaorana.Alǵys Iem Saǵan Севгийле Гелдин Бана En el mar he oído hoy Асман бизге ачык Энэ газарт зөвхөн كل شي بوقته Eu spun „da" lui Dumnezeu Přijď, Svatý Duchu, k nám Injany, misy feo! kẖrj ạlzạrʿ
Song not available - connect to internet to try again?