Avia, Fanahy Masina ô ! Midina eto aminay ; Fenoy ny hasoavanao Ny fonay noforoninao ! Tongava, ry Mpananatra ô ! Nomen 'Andriamanitra Ho loharano velona Hiboiboika ao am-po. Sokafy ny fanahinay Hidiram-pitiavana ; Ny tenanay malemy koa, Ampaherezonao anie ! Reseo ny fahavalonay ; Onòny koa ny tahotray ; Tantano ao an-dalana Hahatraranay ny lanitra ! Tahio mba hitiavanay Ny Ray sy Jeso Zanany Sy hitokianay Anao Izay Fanahy Masina !Жүбилатэ Bóg jest z nami عيسى مسيح لاوِه خوَدِه V pokore hľadím كثيرة أمانتك O Tată Sfânt, noi Te iubim Te chem din adânc Doamne auzi glasul meu Адън Йюдже олан Адонай jǐn wò shén de lì liàng Kde len oko zrie
Song not available - connect to internet to try again?