Avia, Fanahy ô ! Midina Hianao Hanova ny fo vatonay, Ho tonga fo vaovao ! Izay afafinay, Tondrahan-drano koa, Tsy mety misy vokatra Raha tsy ambininao. Fenoy ny herinao Ny fon'ny olona, Hamelona finoana Sy fitiavana ! Fanahy Masina ô ! Tahio ny asa atao, Ampandrosoy am-po Ny hasoavanao !yǒng yuǎn gēn zhe yì xiàng Kan du ei tro så helt som du vil Pod krížom môjho Pána Gran giorno นำคนพบพระคริสต์ Өвдөг сөгдөн Tu sei un tempio Sendan Minntadorman shéi shì wǒ de dì xiōng shéi shì wǒ de mǔ qīn ياللي عديت الشعب
Song not available - connect to internet to try again?