Avia, ry Mpanavotra. Tahio ny fandraisana Sakafo namboarinao Izao hatoninay izao. Ireo zava-masina Aroso mba hohanina Ho famelana heloka, Ho aina sy ho tanjaka. Tsaroanay ny dianao, Ny ra sy fijalianao, Ny nisoloanao anay, Ny nitsangananao indray. Ny teninao natolotra, Ny ranao dia nalatsaka, Sakafo iombonanay, Ho tena sy fanahy iray.Attirami di più a te Esti Dumnezeu izbăvitor A inviat Isus Cristos يا ربي إنت عارف Sen Dünyamsın Ritornerà Almighty God Надеющиеся на Господа! Вифлием Парлаян О Йълдъз
Song not available - connect to internet to try again?