Avia, Tomponay ! Atrehonao izahay ; Fiderana no atolotray Ho Anao ry Tomponay ; Tongava atý an-tranonay, Handray ny dera atolotray, Avia, Tomponay ! Avia, Tomponay ! Atrehonao izahay ; Enga ka ho tonga olonao Izao izahay rehetra izao ! Ny vavanay hidera Anao, Ny fonay mba diovinao ; Avia, Tomponay ! Avia, Tomponay ! Atrehonao izahay ; Ampidino ny Fanahinao Ho atý an-tranonay ; Ampionao koa ny olonao, Hilaza anio ny teninao : Avia, Tomponay ! Avia, Tomponay ! Atrehonao izahay ; Fiderana no atolotray Ho Anao , ry Avotray ! Mba raisonao ny deranay, Efao tokoa ny hatakay : Avia, Tomponay !Бир Бебек Доду Adyň ajaýyp Laus Deo/ At Your Feet KHAMHTU KA HRUAI Что со мною, Господь Вершина любви Slujesc pe Salvatorul Betapa Kita Tidak Bersyukur Wdzięczny, rozkoszny Syjonie Fede
Song not available - connect to internet to try again?