Ry tanora ô! Avia Mitsangàna, mitoria; Ambarao 'lay famonjena Ka sahia, avia, avia Torio Kristy. Fa vory amintsika izao ny hery Ka mendrika hanaovan-tsoa Meteza ka ampio 'reo mbola very Ho mpino toa antsika koa. Ry tanora ô! Avia sns... Anio no miandry antsika ny tontolo Hitondra hazavana soa Isika izay voataiza sy voakolo No indro irahin'I Jesoa. Ry tanora ô! Avia sns... Ny herin'ny Fanahy no momba antsika Hahatomombana ny dia Andeha amin'ny endrika sariaka No hitoriana an'I Kristy. Ry tanora ô! Avia sns...Duch a nevesta Gelelim, Diyelim JESUH TUANBIA CHIM KA DUH Пак земните си грижи Кудайдын түбөлүк ыйык шаарында Бахт излама ўзга макондан Словно пламя Give Them All To Jesus Haleluya قۇتقاردىڭ بار ادامزاتتى كۇنادان
Song not available - connect to internet to try again?