Aza kivy hianao Azom-pahoriana, Tany no fonenanao, Misy fihafiana. Matokia hianao Raha tratrin'ny manjo, Jeso Tompo herinao, Aza mety rera-po. Aza kivy hianao Noho ny manjo izao, Raha Jeso aminao, Afa-tahotra hianao ; Matokia hianao Fa ny Tompo tia tokoa, Ka izao rehetra izao Dia mety mahasoa. Aza kivy hianao Na dia ory aza etý, Ny Mpanjaka Tomponao Mba nihafy koa tetý ; Matokia hianao Na inona mihatra izao, Jeso Ilay Sakaizanao Tsy mba mahafoy anao.كنت أجول ลูกจะพักอยู่ในที่ของลูก Там в вышине أنت معي في كل مكان Орчлонд бүхнийг бүтээж Меняешь атмосферу в нас Yigit oʻz yoʻlini qanday qilib sof saqlar zài zuì hēi àn de diān fēng qī kẖly ạlḍḥkẗ tjry yswʿ ạ̉nt tʿlm
Song not available - connect to internet to try again?