Aza manadino ahy, Ry mpihaino vavaka ! Aza mba manary ahy Hanalavitra Anao ; Mitodiha, ry Mpanjaka ! Ka jereo ny olonao ; Aza manadino ahy, Ry mpihaino vavaka ! Hianao no fiereko, Vatolampy, heriko ; Na kamboty aza aho, Faly manana Anao ; Afa-tahotra ny foko Raha miandrandra Anao ; Aza manadino ahy, Ry mpihaino vavaka ! Eny, Hianao no Raiko, Ka hatoniko izao ; Nefa ny fahadalako Aza mba heverinao ; O ! ampifalio aho, Ka ombay ny elatrao Aza manadino ahy, Ry mpihaino vavaka ! Tabataba lalandava No mba hotako izao, Ka izaho te-ho tonga Ao am-pitsaharanao ; Mitenena, ry Jehovah ! Mamalia ahy izao ; Aza manadino ahy, Ry mpihaino vavaka !He! Ny andro mora lasa Raha manjavona ny andro 求主拯救我们的家 اوعى تفكر Si no hubiera sido por el Señor لولا الرب Раб Чобанъмдър dà jiù ēn Luca 17:26-30 Fa-ma mic o Doamne mare
Song not available - connect to internet to try again?