Jehovah Ray ô ! Deraiko Ianao, Mpamorona 'zao tontolo izao. Anao ny hery sy fahefana, Ny fiandohana, fiafarana. Raha Ianao no miaro ahy, Iza indray no hahatohitra, Tsy hisy koa haharombak'ahy, Fa Ianao no mihazona. Ny tànanao no nisarika, Ny aiko tao an-davaka. Ny teninao no fanazavana, Ny làlako mba ho hitako. Ny Zanakao ato anatiko, Milaza amin'ny fanahiko : "Aza matahotra na manahy, Aoka ny fonao hiadana".Nikto ťa tak, ako Boh nepozná Pán Ježiš, Priateľ vzácny Там за горизонтом Имам Отец във славната земя Ajar Kami Umatmu Гляжу я на небо звёзды горят вдали تقول يهوذا Мен билан бўлгин Bergsig: Father I adore You Fáradt vagy és nyom a bűnnek terhe
Song not available - connect to internet to try again?