Aza mba mandalo ahy, Ry Mpamonjy ô ! Aza mba manary ahy, Jeso Tompo ô ! Ry Mpanjaka, mihainoa re ! Mamonje fa mitaraina Ny vahoakao. Fantatrao fa malahelo Ny mpanomponao ; Raha mbola eto aho, Mba tsinjovinao. Ry Mpanjaka, ..sns. Indro ! fa miandry eto Ny navotanao ; Aoka tsy mba halahelo, Mba falio izao. Ry Mpanjaka, ..sns. Eny, manomeza hery Mba ho ahy re, Ka hahery sy handresy Ny mpanomponao. Ry Mpanjaka, ..sns.Лучше уповать на Господа لماذا ضربتنا ạ̹ny ạ̉ḥb ạlrb تأمل 5 Am ales pe Domnul Isus Hoc hriešny som ДОБЪР Е БОГ Magnífico Señor Танръ'я шюкредерим tyjy ạlmrạḥm fy ạlnhạr
Song not available - connect to internet to try again?