Mankanesa ao Betifaga re ianao, Ilay vohitra tandrify anao. Misy zana-boriky izay mifatotra ao, Ka andeha re mba vahao. Fa ilain'ny Tomponao, Mba omenao Azy re! Tadiavin'i Jesosy re, mba vahao, Jeso no mandidy anao. Betifaga akory tsy mba lavitra anao, Fa tanàna manodidina. Misy olo-maro 'zay mifatotra ao, Ka andeha re mba vahao.Appartengo a te jyt wạ̉nạ msẖtạq Si acudes a Jesús TAHIRE Veille au matin Chiar dacă ar fi să-ndur din greu Służebnicy, o czemuż stoicie? LUTHER'S HYMN Nici nu mai stiu de cate ori We Come in Your Name
Song not available - connect to internet to try again?