Dera, Laza, Hery, Haja, Ho an'Andriamanitra Tompon'aina, Zanahary, Rain'ny voninahitra, Izy no mpanao antsika, Sady ivelomana; Fototr'aina, foto-tsoa, Izy ivavahana. Hihira isika hoe : Haleloia! Dera ho an'Andriamanitra // Dia Haleloia! Haleloia! // Ray Tsitoha, tsy miova, Tia sy mamindra fo, Mahasoa isan'andro, Izy no isaorana; Vatolampy tsy mifindra, Tokin'olombelona; Fiarova-mahavonjy, Izy itokiana Hihira isika hoe : Haleloia! Dera ho an'Andriamanitra // Dia Haleloia! Haleloia! //إله المدينه Udat e drumul ce duce la Hristos EC-NS Podižem oči prema nebu (I Lift My Eyes Up) myn ạ̉ḥn mnk سەنىن سۅزۉڭ وقۇپ الىپ كىتەپتەن Estoy cambiando mi tristeza Muna Zuwa Wurin Yesu, Mai Ceto Cuanto tarda el Mesias Na Há o Que Temer Tu sei il mio Re
Song not available - connect to internet to try again?