Ny rivotra mitsoka, Ny ala maitso mavana, Ny vorona misioka, Ny rano mikopaka, Ny hazo izay mamony, ny ando latsaka, Ireny rehetra ireny Dia mitory avokoa, ry Tompo Fa lehibe Ianao, fa lehibe Ianao, Ka midera Anao ny asan-tananao Mandrakizay. Feno fahendrena Ny nanaovanao ireo, Asan-tananao 'reo Ry Andriamanitra doria. Kanto, tsara indrindra ankalazana Anao, Ireny rehetra ireny Ry Andriamanitra mahery Fa lehibe Ianao, fa lehibe Ianao, Ka midera Anao ny asan-tananao mandrakizay. JESOSYSulh beruvchi mening Rabbim Чашмаи ҳаёт ملك الملوك رب الأرباب qwmwạ nḥyy yswʿ ạ̹n kạnt ẓrwfy Io sono del mio amato تعليق 3 Hvilken lykke Нима Десам Раббим Tuya es la gloria
Song not available - connect to internet to try again?