Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo. Eny, aoka ho tahaka ny nitiavako anareo, no mba hifankatiavanareo koa. Izany no hahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro hianareo, fa mpianatro hianareo, fa mpianatro hianareo, raha mifankatia. Izao no didiko, izao no didiko, izao no didiko, dia ny mba hifankatiavanareo, tahaka ny nitiavako anareo. Tsy misy manana fitiavana lehibe, lehibe noho izao: manolotra, manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany.Ey Xudo muqadassan Annunciation of Christmas (solo piano) Degno Tu sei Севги Танръсъ O give thanks to the Lord ạ̉gẖnyẗ jdydẗ تەڭىرىم، سەنىن مەەرىمىڭ قلبي بيك فرحان Loda في طريق الجلجثة
Song not available - connect to internet to try again?