Efa akaiky Jeso Tompo Ilay Mpamonjinao, Indro, tamy Kristy Tompo, Avy ho anao ; Dia tano mafy tsara Izay anananao ; Lova soa, tsara fara, Indro, ho anao. Efa akaiky ny Mpamonjy Ta-handray anao ; Jeso Kristy mahavonjy No sakaizanao ; Dia tano ..sns. Efa akaiky ny Mpitsara, Izay hitsara anao ; Jeso Kristy raiso tsara Mba ho havanao ; Dia tano ..sns. Aza mba mangataka andro Hibebahanao ; He, mazava anio ny andro Mba hidiranao : Dia tano ..sns.snyn w snyn btʿdy Butun yuragim Binecuvântat e orice om Prontamente verrà (Doxa) Раббимизнинг севгиси Poiché sei l'eccelso lạ̹lh kẖlạṣy bạhtf Descanso en ti, mi defensor Видел небо в день воскресный Моя мечта
Song not available - connect to internet to try again?