Efa lasa Jeso Tompo, Hanamboatra izao Fitoera-mahafaly Iza re no tsy hankao ? Fa ao ankoatr'i Jordana, Ao an-danitra ao ambony, Misy fitsaharan-tsara Ho an'ny madio. Tany tsy idiran'ota, Tany masina sy soa, Ka izay rehetra hankany Dia ho masina avokoa ! Fa ao ..sns. Fa izay matoky tena, Ny tsy mety mino koa, Tsy havelany hankany, Fa ho laviny tokoa ! Fa ao ..sns. Ny mandao ny fomba ratsy, Ny mahazo fo vaovao, Ny navotan'i Jesosy, Dia izy no hankao ! Fa ao ..sns. Ry mpanota saiky very ! Mibebaha re anio ; Maniria hovonjena, Ka ny fahotana ario ! Fa ao ..sns.NI FATIN A THLUM CHIN KO Тәңір жолыма жарық шашып Iata vrei pentru durere With You Ny Pentekosta tonga izao تشفي برحمة القلوب Миний зүрхнээс оргилох дуулал Сделай меня сильным Благословението mqbwl ạ̉nạ fy dm ạlmsyḥ
Song not available - connect to internet to try again?