Efa namangy ny olony Jeso, izay Tompon'ny aina Lasa ny alina maizina, // Tonga indray ny maraina // Maty ny Tompo, nalevina Nidina nita ny ony, Nefa nitsangana velona // Koa tsy maty intsony // Ory ny fon'ny sakaizany, Aiza Ilay nantenaina ? Hitany nefa tsy fantany, // Jeso, Izay Tompon'ny aina // Teniny tsy mba mivadika Amin'ny olona ory. Tonga ny Tompo mitsidika // Ireo mpianany vory // Tonga ny taom-pamangiana, Tondraka ny famonjena. Velona ny fihobiana, // Aina vaovao no nomena // Teraka ny fifaliana, Tonga ny Filazan-tsara, Andron'ny fitomaniana // Mody ho Pasaka tsara //Против Церкви воздвигнут вал Ry Jehovah Ray Tsitoha Душе мечтать ли о себе Bila Kulihat Bintang Gemerlapan Ďakujem Ti, ó Najvyšší Cudnego mi Zbawcę w Jezusie Bóg dał Spálil som za sebou Әзəмəтлисəн ạ̉wʿy̱ tkẖạf mn bkrh آتي إليك يا يسوعي
Song not available - connect to internet to try again?