Efa tonga zana-dRay Tsitoha hianao, Ry tanora, tamin'ny batisa masina ; Izany no tenin'ny Tompo. Koa aza manadino ny batisanao, Zava-tsoa sarobidy efa azonao Tamin'ny ranon'ny aina. Famelana heloka sy fahasoavana, Fanavaozana ny fo sy fiadanana, Samy nomen'ny Mpamonjy. Dia arahonao Jesosy, fa Mpamonjinao ; Aoka hahafaly Azy ny fiainanao, Tovy izay sitrapony ! Mivavaha, miambena ao an-dalana ! Misy fahavalo fetsy ta-hamitaka Ny ondrikelin'ny Tompo. Mahatoky ny Mpamonjy, aza kivy fo, Izy hampionona raha avy ny manjo ; Azy ny hery rehetra. Ary raha tapitra ny andronao atý, Endrey ny fifalianao rehefa 'mby arý Amin'ny Tompo Jesosy !lm try̱ ʿynạaⁿ ạ̹lhạaⁿ gẖyrk Tek şey değişmez SEN BİZİ SEVDİN Dios es amor, Dios es amor Életeddel fizettél The name I love /Belmont /Dalehurst / Trench Dejó tu majestad Солнца свет закат и расцвет مش هاصدق أي صوت yạ syd ạ̉nt kl mạ ly
Song not available - connect to internet to try again?