Efa voadinikao Andriamanitra ô! Ny fiainanay zanak'olombelona Tsy misy 'zay miafina amiko tsy hitanao Ianao no manendry izany Andriamanitra ô! Indro ny fikasako voalahatrao Ny fiainako rehetra dia Aminao Ny fahotana vitako taminao Mangataka famelana Andriamanitra ô! Aza avela aho hangaihay Fa ampioreno mafy ny finoako Ka na mamely ahy ny fakam-panahy Dia mahatoky Anao ny fanahiko. Ny nofoko anie malemy no sady kely Torovana tsy ampy hery ka manahy Meteza Ianao anio Andriamanitra o! Ho hery sy toky ho ahy mandrakizay. Ianao no vatolampy sy fiarovako Ny herinao no indro hizorako Ny foko ao anatiko ao efa fantatrao Dia raiso aho ho zanakao Andriamanitra ô!Птица в клетке UŽ VIEM, KTO SOM Art thou weary?/St. Stephen hl lyswʿ mn mtẖyl อย่าอวดตนว่าเป็นคนดีที่สุดแล้ว Veniţi creştini la rugăciune التصقت نفسى بك hl trkt llmsyḥ Опосмотри свет чудный сияет Sənin Adın bütün adlardan uca
Song not available - connect to internet to try again?